Dikan'ny teny : sosoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kofehy asisika amin'ny fahan'ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy. ? Izay anampy ny efa misy. ? Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry. • Sosohana, asosoka, voasosoka / manosoka, fanosoka, mpanosoka / anosohana, fanosohana / misosoka, fisosoka, mpisosoka / isosohana, fisosohana / mahasosoka / sosotsosoka. * F.-p.: Soso-keuitra: tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel