Dikan'ny teny : sosona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra atao ao anatin'ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asiuy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro. ? Laharana faharoa amin'ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. - t.i.f.: Sosonana, asosona, voasosona, sinosona / manosona, fanosona, mpanosona / anosonana, fanosonana / mifanosona / misosona, fisosona, mpisosona / isosonana, fisosonana / mahasosona / sosontsosona. * F.-p.: Soso-nify: enti-milaza olona misy sosona ny nifiny, izany hoe misy hafa manampy toa milahatra amin'ilay nifiny ao anatiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel