Dikan'ny teny : sosorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosotra) mt. ih. (sosory): Atao tonga sosotra: Nososoriny aho nefa izaho tsy naninona azy akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel