Dikan'ny teny : sosososo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fidirana tsy miahotrahotra na misalasala; fandroso sahisahy tsy am-pihambahambana; famindra na fandeha misasasasa manatona. - t.i.f. : Asosososo, voasosososo, tafasosososo / misosososo, fisosososo, mpisosososo / isosososoana, fisosososoana / mahasosososo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel