Dikan'ny teny : sotasota

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Miki sotasota foana io uehivavy io. * t.i.f. : Misotasota, fisotasota, mpisotasota / isotasotana, fisotasotana. ΒΆ M. h.: Mila sotasota, mila ady, mita vaniny, mila tonony, mila kisa, mila antsongony, mila antsontsany, mi-la voatsiary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel