Dikan'ny teny : sotisoty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loto mitsaporetika amin'ny fitafiana na endrika. * t.i.f.: Misotisoty, fisotisoty, mpisotisoty / isotisotiana, fisotisotiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel