Dikan'ny teny : sotitika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loto na menamenaka eny amin'ny tarehy na amin'ny fitafiana na eran'ny trano. * t.i.f.: Sotitihana, asotitika, voasotitika / manasotitika, fanasotitika, mpanasotitika / anasotitihana, fanasotitihana / misotitika, fisotitika, mpisotitika / isotitihana, fisotitihana / mahasotitika / sotitiditika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel