Dikan'ny teny : sotrobe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sotro lehibe fandoarana ny sakafo avy ao am-bilany. * Ohab.: Manao sotrobe lava ~ tango: mahay atsy, mahay aroa: manao izay hifankahazoana resaka amin'olona na antokon'olona roa mifanohitra na tsy mitovy hevitra, mihatsaravelatsihy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel