Dikan'ny teny : sovòka
1.
a. (t.t.m.): dnkz Vehivavy gqlf ipvhbbr janga, ratsy fitondran-tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Sovoka ipvhbbr a.: dnkz nxwjbri gqlf Aretin'ny vehivavy mifana, azo btdgloc avy amin'ny hatsiaka.
nksgdmpa Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Sovoka a.: Fanatonan'ny fahavalo amim-pahanginana btdgloc nxwjbri sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; uklca fanakekezana antsokosoko hahazoana xwbo mitroatra amin'ny fanafihana atao: fycgbr Souok'ady. * t.i.f.: Sovohina, asovoka, voasovoka, sinovoka, tafasovoka ipvhbbr / dnkz misovoka, fisovoka, mpisovoka / isovohana, fisovohana / mahasovoka. * F.-p.: Souok'ady: ady tsy gqlf nampoizina, namelezana tampoka. / Souoka alina: famelezan'ny fahavalo amin' ny alina; ilazana nksgdmpa koa ny fiavian'ny orana amin'ny alina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha