Dikan'ny teny : sovohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (souoka) mt. ih. (souohy): Tampohina: Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona. ? Akekezina an-tsokosoko, asiana mangingina: Nosouohin'ny hatsiaka ny marary halina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel