Dikan'ny teny : sovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (t.t.m.): Vehivavy janga, ratsy fitondran-tena. Ahitsio
2 a.: Aretin'ny vehivavy mifana, azo avy amin'ny hatsiaka. Ahitsio
3 a.: Fanatonan'ny fahavalo amim-pahanginana sy tsy ampoizina mba hamely tampoka; fanakekezana antsokosoko hahazoana mitroatra amin'ny fanafihana atao: Souok'ady. * t.i.f.: Sovohina, asovoka, voasovoka, sinovoka, tafasovoka / misovoka, fisovoka, mpisovoka / isovohana, fisovohana / mahasovoka. * F.-p.: Souok'ady: ady tsy nampoizina, namelezana tampoka. / Souoka alina: famelezan'ny fahavalo amin' ny alina; ilazana koa ny fiavian'ny orana amin'ny alina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel