Dikan'ny teny : spiroketa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. spiroquette) a.: Mikraoby miditra amin'ny antokon'ny bakteria, mana-na endrika miolakolaka amin'ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny farasisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel