Dikan'ny teny : tabaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taba) mt ih. (tabao): Akorontana: Notabain'i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra. ? Lotoina amin'ny fitsabahana amin'ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana. ? Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary. ? Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel