Dikan'ny teny : tabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. - t.i.f.: Atabaka, tafatabaka / mitabaka, fitabaka. Ahitsio
2 a.: Fahabetsahana azo anaranam-po. - t.i.f.: Atabaka, tafatabaka / mitabaka, fitabaka. Ahitsio
3 a.: Tehina be, langilangy na kibay. ΒΆ M. h, : Jar. Tehina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel