Dikan'ny teny : tabataba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Horakoraka, kotaba: Aoka tsY hisy hanao tabataba fa matory ny marary. ? Fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanĂ na. ? Fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947. - t.i.f.: Tabatabaina, atabataba, voatabataba, tinabataba / manabataba, fanabataba, mpanabataba / anabatabana, fanabatabana / mitabataba, fitabataba, mpitabataba / itabatabana, fitabatabana / mahatabataba / mampitabataba / mikotaba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel