Dikan'ny teny : tabebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa i-va ny halaliny: Haron-tabeb ak a. * Ohab.: Lasan-ko uauany toa haron-tabebaka: enti-milaza zavatra izay anarany fotsiny no toy izao sy toy izao fa tsy arakaraka izany ny tena izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel