Dikan'ny teny : tabiha

Hampiditra dikany vaovao
1 na Voatabiha a.: Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka. Ahitsio
2 a.: Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan'ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel