Dikan'ny teny : tadiavina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tady) mt. ih. (tadiauo): Atao izay hahitana azy: Notadiavin'ny polisy efa ho roa uolana io mpangalatra io. ΒΆ M.h.: Zahana, karohina. ? Tiana, irina: Lazao inona no tadiauinao, anaka, fa homeko anao. ? Kasaina: Tadiauin-drainy hatao kilasimandry Isamb?lo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel