Dikan'ny teny : tadidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tadidy) mt. ih. (tadidio): Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina: Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel