Dikan'ny teny : tadidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahatsiarovana, arika: Vary tadidy. ? mt. ih, (tadidio): Tsaroana, tsy hadino: Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha. - t.i.f.: Tadidina, voatadidy / mitadidy, fitadidy, mpitadidy / itadidiana, fitadidiana / mahatadidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel