Dikan'ny teny : tafaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tata) mt.ih. (tafao): Resahina entina mandany andro: Inona indray no notafainareo roa tao tapak'andro maninjitra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel