Dikan'ny teny : tafihina
Hampiditra dikany hafa
(tafika) m. ih. (tafiho): Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin'ny A-lemaina i Frantsa tamin'ny 1945. / Notafihin'ny fahaualo ny tanànanay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha