Dikan'ny teny : tafika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitambaran'ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahaualo ny tafika. ? Fitambaran'ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina. ? Fitambaran'ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika. ? h.o.: Enti-milaza fahamaroan'isa, fahabetsahana: Betsaka ue ny olona niakatra taty an-tanna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! * tif:: Tafihina, voatafika, tinafika / manafika, fanafika, mpanafika / téfitafika / miantafika, fiantafika, mpiantafika / iantafihana, fiantafihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel