Dikan'ny teny : tafita

Hampiditra dikany vaovao
1 (ita) mt. ih.: Tonga ery an-dafin-drano, ery an-dafinkady., ? h.o.: Tody amin'izay riokendrena: Azo lazaina fa tafita daholo ny zanak ao. * Ohab.: Tafita uao rendrika: tapak'ohabolana io: Bo-ka milomano: tafita uao rendrika: enti-milaza olona izay nikezaka sy nifofotra mafy mba hahavita zavatra, nefa efa akaikin'ny ho tonga amin'izay nokendrena vao tsy mahomby (na marary na maty na voan'ny sampona tsy azo anoarana). / Tafita a?oha, alalan'ny aoriana: raha tafita aloha ny tena, narovan'ny avy aoriana no nahavitana izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel