Dikan'ny teny : tafontrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sarona ambony amin'ny trano mipetaka amin'ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy-ny varivariny. - F.-p.: Tafontrano-mpanjaha: fahizay, mpanompo nalefa ho olom-potsy tsy ho andevo intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel