Dikan'ny teny : tafotafo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Feno avo loha, mihoatra ny vava farnarana (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe: feno): Feno tafotafo. * t.i.f.: Mitafotafo, fitafotafo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel