Dikan'ny teny : tahafina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tahaka) mt. ih. (tahafo): Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin'ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin'izany: I Raibeny no tahafin'ity zaza ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel