Dikan'ny teny : tahalaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin'ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin'ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia a-tao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel