Dikan'ny teny : tahitahina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana sodina fa natao tamin'ny voatavo arivolahy na vilany tany kely ohatra ny totohondry ny habeny, misy lavaka roa na te-Io. (Mora vaky izy io raha mianjera ka tahitahina fatratra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel