Dikan'ny teny : taho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fizarana na fitantanana ny toaka amin'ny mpisotro. * t.i.f.: Tahoina, voataho / mitaho, fitaho, mpitaho / itahoana, fitahoana/ mahataho. Ahitsio
2 a.: Ny rantsan'ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka. ? Ny ilan'ny zavatra anankiray andraisana azy, mitovy amin'ny hoe zarana, na harana, na tango, saingy matetika samy manana ny efa fampiasa miaraka aminy avy ireo: Zaram-pamaky, haran' angady, tangon-tsotro, tahom-penina. Ireto avy ny teny ampiarahina matetika amin'ny taho: elo, filesy, penina, sotro, zinga... 1 F.-p.: Tahon'elo: ny fita- zonana ny elo. / Tahon-jin- ga: ny zaran'ny zinga. / Ta- sotro. / Tahom-penina: ny zaran'ny penina. / Tahon- tsaina: ny hazo ipetahan'ny saina. / Tahon'afokasoka: i- lazana ny zanak'afo tsirairay ao anatin'ny tranony. / Tahon-kofafa: ny zaran'ny kofafa lava. / Poa-taho: hazo tsy misy atiny toy ny volotsangana. / Taho lena: ilazana ny vary mbola maitso jinlaina ho an'ny biby fiompy (omby, ans...). ΒΆ M. h.: Tango, tangoza, tangozana, harana, zarana, varombo, honkona, anjonja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel