Dikan'ny teny : tahoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taho) mt. ih. (tahoy): Zaraina na tantanina (toaka): Dia nalain'Isorana ny laposety iray tsy mbola nivaky, sady dia notahoiny (Rabary: Raketaka zandriko). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel