Dikan'ny teny : tahontahona

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsotra loatra, miveravera rehefa manao zavatra, mitavozavoza, midrah o drah o ; manta vava. * t, if.: Tafatahontahona / mitahontahona, fitahontahona, mpitahontahona / itahontahonana, fitahontahonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel