Dikan'ny teny : taika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ny vongan-dranonorana indray mi-tete latsaka; patraka. - t.i.f.: Mitaika, fitaika / taitaika / mitaitaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel