Dikan'ny teny : taila

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. tile) a.: Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel