Dikan'ny teny : tainana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tainina (taina) mt ih. (taino): Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainiko ao, ry Nenitoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel