Dikan'ny teny : taingina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiakarana eo ambony; fipetrahana eo ambonin'ny zavatra avo; fanongonam-barotra indray. - t.i.f.: Taingenana, ataingina, voataingina, tinaingina, tafataingina 1 manaingina, fanaingina, mpanaingina / anaingenana, fanaingenana / mitaingina, fitaingina, mpitaingina 1 itaingenana, fitaingenana / mahataingina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel