Dikan'ny teny : taintaina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ombotrombotra tsaroan'ny tena amin'ny aretina. ? Tebiteby na tahotra toa miandry loza ihany. - t.i.f.: Manaintaina, fanaintaina / anaintainana, fanaintainana 1 mitaintaina, fitaintaina / itaintainana, fitaintainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel