Dikan'ny teny : taitay

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fahadodonana, fahamaimaizana. * t.i.f.: Taitaizina, voataitay, tafataitay / manaitay, fanaitay, mpanaitay 1 anaitaizana, fanaitaizana / mitaitay, fitaitay, mpitaitay 1 itaitaizana, fitaitaizana 1 mahataitay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel