Dikan'ny teny : taka

Hampiditra dikany vaovao
1 Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka. Ahitsio
2 Marina, indrindra amin'ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel