Dikan'ny teny : takarina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana miresaka na mihinana any antranon' olon-kafa. - t.i.f.: Atakarina, tafatakarina / mitakarina, fitakarana, mpitakaxana / itakarinana, fitakarinana / mahatakarina. Ahitsio
2 (takatra) mt. ih. (takaro): Ezahina tratrarina amin'ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel