Dikan'ny teny : takina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taky) mt. ih. (takio): Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo uaua. ? Ilaina, tadiavina: Takin'ny toetr'andro izany zauatra izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel