Dikan'ny teny : takizina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr'adiny. ? h.o.: Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana. - t.i.f.: Takizinina, atakizina, voatakizina, tafatakizina / manatakizina, fanatakizina, mpanatakizina / anatakizinana, fanatakizinana / mitakizina, fitakizina, mpitakizina / itakizinana, fitakizinana / mahatakizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel