Dikan'ny teny : takizinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (takizina) mt ih. (takizino): Atao tonga maizina; avala ho ao anaty haizina: Aza takizinina amin'io lambam-baravarana mateuimbe io ny efitrano. ? Atao tonga fadiranovana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel