Dikan'ny teny : takoboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fitoeran-drano be kibo fa kely vava. ? Filanjana mis;i tafony na misarona. - t.i.f. : A takoboka, voatakoboka, tafatakoboka / manatakoboka, fanatakoboka, mpanataktboka / anatakobohana, fanatakobohana / mitakoboka, fitakoboka, mpitakoboka / itakobohana, fitakobohana / mahatakoboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel