Dikan'ny teny : takolahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (takolaka) mt. ih, (takolahy): Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany. ? Roritina kely, vivitina ny takolany — (soavaly) sintonina amin'ny lamboridy eo akaikin'ny vavany: Notakolahiko ilay zaza ka mena fify tery ny anao. / Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel