Dikan'ny teny : takosina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Takosona p.t.: Boribory lavalava (tahaka ny fanoto). ? Maloto, mihosina vovoka na fotaka. * t.i.f.: Takosenana na takosinina, atakosina, voatakosina, tafatakosina / fanatakosina, mpanatakosina / anatakosinana, fanatakosinana / mitakosina, fitakosina, mpitakosina / itakosinana, fitakosinana / mahatakosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel