Dikan'ny teny : takotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Tampina ary miafina; tsy hita izay ao ambadika: Takotry ny ratsy ny soa vitany. Ahitsio
2 a.: Sarom-bilany. - t.i.f• : Takofana, atakotra, voatakotra, tinakotra / manakotra, fanakotra, mpanakotra / anakofana, fanakofana / mitakotra, fitakotra / m ahatakotra. - F.-p.: Tako-doha: haronkely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan'ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny. / Tako-pery: ny saron'ny fery efa ho sitrana. / Ranomason-takotra: ny entona avy amin'ny rano nampangotrahina. ,t Ohab.: Taitra ny o.lona tsy mba taitra, ka taitra irery vao mamaky takotra (jer. Taitra). / Tanimanga voahevitra ka raha miampy kely dia takotra: enti-milaza izay efa tsara karakara na fiomanana ka mora dia mors ny mamita azy ho tonga lafatra. / Tsy mahafoy lasiray hamidy takotra ka manta vary: tsy mahafoy zavatra kely toy inona, ka very soa lehibe nety ho azo tamin'io. / Mandao masaka tahaka ny takotra: enti-milaza ny vahiny tsy mety mijanona hihinana ny sakafo efa vita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel