1 a.: Fipoahana mafy; fidoboky ny zavatra ngeza mianjera. - t.i.f.: Atakotroka, voatakotroka, tafatakotroka / manatakotroka, fanatakotroka, mpanatakotroka / anatakotrohana, fanatakotrohana / mitakotroka, fitakotroka, mpitakotroka / itakotrohana, fitakotrohana / mahatakotroka / takotrokotroka.
Ahitsio