Dikan'ny teny : talaky

Hampiditra dikany vaovao
1 tp.: Fihasimban'ny hoe: "Halaky" (malaky) amin'ilay fiteny hr,e: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza van miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha! Ahitsio
2 p. t.: Mora hitan'ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel