Dikan'ny teny : talanjona

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin'ny habakabaka. i t.i.f : Mitalanjona, fitalanjona, mpitalanjona / italanjonana, fitalanjonana / mahatalanjona / hatalanjonana, fahatalanjonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel